| Entrée | 1 asaika |
| Radical | 2 saika |
| Partie du discours | 3 verbe passif |
| Explications en malgache |
4 Enti-milaza ny fitaovana izay asoka ao anaty rano: Aza tovozina ny rano fa ny siny mihitsy asaika ao anaty rano; tsy ampy toy inona dia ho feno ny sininao
[1.1] |
| Morphologie |
|
| Anagrammes | 9 akasia, asaika, 10 asiaka, 11 Isaaka, 12 sakaia |
| Mis à jour le 2025/09/12 |
|