Entrée (1/2) | 1 saika |
Partie du discours | 2 nom |
Explications en malgache |
3 Fakana rano amin' ny zinga na siny izay tonga dia asoka ao anaty rano ka atao izay hahafeno azy avy hatrany [1.1] |
Dérivés |
|
Tous les mots composés |
|
Entrée (2/2) | 22 saika |
Partie du discours | 23 adverbe [Liste complète] |
Explications en malgache |
24 Kely foana no tsy...: Saika nianjera izy Manam-pikasana: Saika handeha aho raha vita ny resatsika [1.1] |
Explications en anglais |
25 almost [1.7] |
Explications en français |
26 presque [1.8] |
Exemples |
27 saika maty aho lahy, hoy aho anakampo, raha raikitra tamin' ireny teo!
[2.4]
28 Vary, voanjo, izay no sakafo saika isan' andro. [2.472] |
Synonymes | 29 saiky |
Analogues | 30 kasa |
Anagrammes | 31 akasy, 32 Akisa, akisa, 33 asika, 34 Isaka, isaka, 35 kasay, 36 kasia, 37 saika, 38 Sakay, sakay, 39 sakia, 40 siaka |
Mis à jour le 2025/09/20 |
![]() |