|
|
|
|

Entrée (1/2)1 sahona
Partie du discours  2 nom
Explications en malgache  3Karazam-biby mivelona eny amoron' ny farihy sy heniheny, be monto-maso, malamalama hoditra, ary lava ny tongony aoriana noho ny eo aloha ka mahay mitsambikina izaitsizy izy; ny sahona dia biby miofo ka raha mbola kely izy, ka atao hoe tsiboboka, dia hafa dia hafa ny bika aman' endriny. [1.1]
Explications en anglais  4a frog. [1.7]
Explications en français  5grenouille. [1.3, 1.8]
Exemples  6 Raha tany misy hotsaka, misy sahona; [2.69]
7 Ao ihany ny vano nitsaingoka ny sahona. [2.558]
Morphologie 
8 Simple :
9 Préfixée :
Vocabulaire  10 Zoologie: reptiles, amphibiens
Hyponymes 
Tous les mots composés  1421 combinaisons de ce mot
Proverbes  15 Proverbes contenant ce mot
Article  16Randzavola: sahona ao amin' ny Baiboly (=> Loza Folo)

Entrée (2/2)17 sahona
Partie du discours  18 nom
Explications en français  19(de hona : fondrière, sols bourbeux, vase). Nom des plantes semi aquatique vivant dans la vase. En Imerina sahona est le nom des grenouilles (l'origine est la même). D'après certains érudits malgaches c'est ce mot que dériverait saonjo.. [Sakalava] [1.196]
Vocabulaire  20 Botanique

Anagrammes  21 hosaña, Hosana, 22 sahano, 23 sahona, 24 sohana

Mis à jour le 2025/11/06