| Entrée | 1 safeli-teny | 
| Mots élémentaires | 2 safelika, 3 teny | 
| Partie du discours | 4 locution | 
| Explications en français | 5   allusion [1.3, 1.5] 6 circonlocution [1.3] | 
| Exemples | 7   tsy tsara ny manao safeli-teny fa aleo milaza mivantana
[1.1] 8 Ramahatra, raha namaly kabary an-dRainilaiarivony, alohan'ny safeliteny an-kafetsena lalina nafitsony, dia nanao izay hampientan-kafaliana ny Manjaka sy ny Praiministra ary ny vahoaka: [2.298] | 
| Vocabulaire | 9 Linguistique | 
| Mis à jour le 2025/09/12 |   |