|
|
|
|

Entrée1  sadaikatra
Partie du discours  2  adjectif
Explications en malgache  3  [1.1] Misalasala sy mihazohazo eo am-panaovan-javatra na eo am-pitenenana, sanganehana: Sadaikatra aho ity fa handroso, maty raibe, hihemotra maty renibe
Tsy mahita izay hatao, misalasala noho ny henatra na tahotra: Sadaikatra aho hiteny eo imason' ireo olona betsaka ireo
Explications en français  4  [1.3] perplexe, embarrassé dans le choix, hésitant entre deux choses
Dérivés 
5  Adjectifs :
Autres orthographes  6  sadaika

Mis à jour le 2020/07/31