Entrée (1/2) | 1 rohona |
Partie du discours | 2 nom |
Explications en malgache |
3 Kotroka mamoaka feo midaondaona any lavitra any 4 fipoahan-javatra miraondraona sy mampihovitrovitra na dia akaiky aza [1.1] |
Explications en français |
5 bruit, grondement du tonnerre lointain, explosion [1.3#543] |
Exemples |
6 Mihainoa dia mihainoa ny fikotrokotroky ny feony sy ny rohona izay mivoaka avy amin' ny vavany. [2.996#] |
Vocabulaire |
7 Son |
Dérivés |
|
Proverbes | 11 Proverbes contenant le mot rohona |
Entrée (2/2) | 12 rohona |
Partie du discours | 13 nom |
Explications en français |
14 action d'aller en foule [1.3#543] |
Dérivés |
|
Anagrammes | 17 ahoron, hanoro, honora, horoan, horona, nahoro, noroha, orohan, rohona, ronaho |
Mis à jour le 2022/06/24 |