| Entrée | 1 roboroboina |
| Radical | 2roborobo |
| Partie du discours | 3 verbe passif |
| Explications en malgache |
4Falifalina, amporisihina na entanina hifaly.
5Roboroboin' ny mpanana ka ny mahantra avy no manao be fahandro: aoka tsy ho voatariky ny olona tsy mitovy amin' ny tena ka manao toa azy na dia mety hanimba ny tena aza. [1.1] |
| Morphologie |
|
| Proverbes | 10 Proverbes contenant ce mot |
| Mis à jour le 2025/11/02 |
|