|
|
|
|

Entrée1  rikarikan-taolana
Mots élémentaires  2 rikarika, 3 taolana
Partie du discours  4  nom
Explications en malgache  5 Ny fitambaran' ny taolana amin' ny faritry ny tenan' ny olombelona sy ny biby misy hazondamosina: Ny karan' ny olombelona dia misy taolana valo amby roanjato. [1.1]
Explications en français  6 amas d'ossements, squelette. [1.3]
Vocabulaire  7  Biologie
Synonymes  8 karana

Mis à jour le 2025/09/12