Entrée taolana
Partie du discours nom
Définition malgache Zavatra mafy mampijoro ny tenan'ny olombelona sy ny biby rehetra misy hazon-damosina: ~ taolana dorana no anaovana ny ranomena. [Rajemisa 1985]
Définition anglaise A bone [Malay tulang]. [Richardson 1885]
Définition française Os, les os des animaux, les arêtes des poissons. [Abinal 1888]
 Os [Rajaonarimanana 1995, Hallanger 1974]
Définition anglaise A bone. [Hallanger 1973]
Définition française os [SLP 1986]
Vocabulaire 
Dérivations 
Morphologie 
taolana
taolako
taolanao
taolany
taolantsika
taolanay
taolanareo
taolan'
taolan-
taolam-
taola-
Mots composés, titres, noms 
Citations 
Articles 
Toponymie Noms des lieux comprenant le mot taolana (1): Sahataolana

Entrée taolana
Partie du discours nom
Définition malgache Voany mafy hita ao anatin'ny voankazo sasantsasany, toy ny paiso, manga: ~ Taola-manga. [Rajemisa 1985]
Définition française Le noyau des fruits, les côtes du tabac. [Abinal 1888]
 Noyau. [Rajaonarimanana 1995]
Vocabulaire 
Morphologie 
taolana
taolako
taolanao
taolany
taolantsika
taolanay
taolanareo
taolan'
taolan-
taolam-
taola-

Entrée taolana
Partie du discours nom
Définition française noyau ou ker [SLP 1986]
Vocabulaire 
Morphologie 
taolana
taolako
taolanao
taolany
taolantsika
taolanay
taolanareo
taolan'
taolan-
taolam-
taola-

2017/06/29