| Entrée | 1 rihana |
| Partie du discours | 2 nom |
| Explications en malgache |
3 Ny ambaratonga ambony rehetra amin' ny trano: Any amin' ny rihana faharoa izahay no mipetraka.
4 Ny ngorodona. [1.1] |
| Explications en anglais |
5 an upper floor; a balcony inside a building.
[1.7] |
| Explications en français |
6 étage, plancher d'un étage.
[1.8] |
| Dérivés |
|
| Tous les mots composés | 13 6 combinaisons de ce mot |
| Anagrammes | 14 harina, 15 hirana, hiraña, 16 rahany, 17 rahina, 18 rihana |
| Mis à jour le 2025/11/09 |
|