Entrée mirihana (rihana)
Partie du discours adjectif
Définition malgache Misy rihana: Trano mirihana no tadiavinay
¶ Misy ngorodona [Rajemisa 1985]
Exemples Trano lehibe mirihana io, ary eo andavarangany mitodika mianavaratra, mitifitra ny tranomaizina izany, no nalahatra ny tafondro marovava fiarovana ny fonja. [Andraina: Mitaraina, page 233]

Mis à jour le 2013/05/08