| Entrée | 1 resaka matavy |
| Mots élémentaires | 2 resaka, 3 matavy |
| Partie du discours | 4 locution |
| Explications en malgache |
5 teny sy resaka manodoka manambara zavatra mahasoa sy mahafinaritra, nefa dia izay ihany fa tsy misy fahatanterahany [1.1] |
| Mis à jour le 2025/09/12 |
|