|
|
|
|

Entrée1  resa-be
Partie du discours  2  locution
Mots élémentaires  3  resaka, be
Explications en malgache  4  [1.1] teny maro ifanaovan' ny olona vitsivitsy ary feno fikasana tsy azo tanterahina
Exemples  5  [2.357#] ary endre izany resabe sy korana teny an-dàlana!
6  [2.529#] Mandre aho, Rivo, hoy izy, fa misy resabe mandeha hitaky ny fahaleovantena.

Mis à jour le 2025/07/29