| Entrée | 1 resa-be | 
| Mots élémentaires | 2 resaka, 3 be | 
| Partie du discours | 4 locution | 
| Explications en malgache | 5   teny maro ifanaovan' ny olona vitsivitsy ary feno fikasana tsy azo tanterahina [1.1] | 
| Exemples | 6   ary endre izany resabe sy korana teny an-dàlana!
[2.357#] 7 Mandre aho, Rivo, hoy izy, fa misy resabe mandeha hitaky ny fahaleovantena. [2.529#] | 
| Mis à jour le 2025/09/12 |   |