Entrée reona
Partie du discours nom
Définition malgache Ny feon-javamaneno maro na ny mpihira betsaka indray miaraka. Enti-milaza koa ny feon' ny kotrok' orana manakoako manao lavareny. [Rajemisa 1985]
Vocabulaire 
Dérivations 
Synonymes reondreona

2009/10/10