Entrée mireona (reona)
Partie du discours verbe actif ou adjectif
Définition malgache Maneno manako, mirohondrohona: Nireona eran' ny lohasaha ny kotro-baratra [Rajemisa 1985]
Morphologie 
mireona
nireona
hireona
Synonymes mireondreona
Citations 

2013/05/08