Entrée rembana
Partie du discours adjectif
Définition malgache Tsy mitovy fahitsy fa misy avo sy iva, toy ny tandrok' omby ny iray manondro ambony, ny iray manondro ambany na mandroso eo anoloana, somaradimbana (jereo dimbana) [Rajemisa 1985]
Analogues  Formes des cornes des boeufs

Mis à jour le 2020/07/31