| Entrée | 1 dimbana |
| Partie du discours | 2 adjectif |
| Explications en malgache |
3 Tsy mitovy tantana, tsy milahatra mahitsy ka misy avo sy iva; ilazana ny tandroka izay ny iray miakatra, ny iray midina: Dimbana ny tandrok' itỳ omby itỳ.
4 Misy banga ka tsy mitovy tantana, misy nifinifiny: Dimbana ny lelan' iny antsy iny ha tsy mahadidy tsara. [1.1] |
| Explications en anglais |
5 irregular formation, as the horns of cattle which grow irregularly.
6 also, in the provinces, notched, chipped, cut, defaced. [1.2] |
| Explications en français |
7 le contraire de ce qui devrait être ; qui dépasse..
[Tankarana]
[1.19] |
| Dérivés |
|
| Autres orthographes | 16 limbana |
| Synonymes | 17 ampelamamoly |
| Tous les mots composés | 18 4 combinaisons de ce mot |
| Tableaux et planches |
19 Formes des cornes des boeufs |
| Illustrations |
|
| Mis à jour le 2025/11/09 |
|