|
|
|
|

Entrée1  refy
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3  Halavana mitovy amin' ny halavan' ny sandry roa mitsotra tsara (ny refy dia sahala amin' ny mamakitratra indroa, na zehy imbalo na tondro inenina amby sivifolo, ka mitovy amin' ny 1, 75 metatra eo ho eo amin' ny fandrefesana ampiasaina ankehitriny)
4  Halavana: Zahao kely ny refin' ity latabatra ity. [1.1]
Explications en anglais  5  a fathom, about six feet; any unit of linear or surface measure [1.7]
Explications en français  6  brasse, 1 m 80, environ; unité quelconque de mesure linéaire [1.8]
7  dimension, mesure; cote [1.13]
Vocabulaire  8  Espace
Dérivés 
9  Verbes actifs :
10  Verbes passifs :
11  Verbes relatifs :
12  Noms :
13  Adjectifs :
Mots composés 

Anagrammes  64  fery, refy

Mis à jour le 2023/06/08