Entrée mandrefy (refy)
Partie du discours verbe actif
Définition malgache Mijery misy refy firy ny halavan' ny zavatra iray
¶ Mamantatra ny halavan' ny zavatra iray. [Rajemisa 1985]
Morphologie 
mandrefy
nandrefy
handrefy
mandrefesa
Mots composés, titres, noms 
Citations 

2010/05/14