| Entrée | 1 ravin-taratasy | 
| Mots élémentaires | 2 ravina, 3 taratasy | 
| Partie du discours | 4 locution | 
| Explications en malgache | 5   ny felan' ny taratasy fanoratana [1.1] | 
| Exemples | 6   ka dia marina tsara ny fitoviany, na ny ravintaratasy, na ny fiteny ao anatiny, na ny sonian' Itompokolahy.
[2.366#] | 
| Mis à jour le 2025/09/12 |   |