| Entrée | 1 ravindamba | 
| Mots élémentaires | 2 ravina, 3 lamba | 
| Partie du discours | 4 nom | 
| Explications en malgache | 5   lamba jerena amin' ny maha-fitambaran' ny kofehy -- tenany sy fahany -- mifampidipiditra: Aleo mividy ravindamba dia mampanjaitra izany ho akanjo, toy izay mividy akanjo efa vita [1.1] | 
| Explications en anglais | 6   piece goods [1.7] | 
| Explications en français | 7   pièce de tissus [1.8] | 
| Exemples | 8   Raha tsy ireo olomahay ireo dia tsy ho nisy, na ny jiro manazava antsika amin' ny alina na ny ravindamba maro dia maro anaovan-tsika fitafiana.
[2.332#] 9 Afa-tsy ny fitafiana izay matetika mbola ravindamba vita teto an-toerana ihany koa, dia vokatry ny tany avokoa ireo rehetra ireo, ka vola tsy hivoaka an'i Madagasikara ny vo)a nividianana azy. [2.503#] | 
| Mis à jour le 2025/09/12 |   |