Entrée rarafana (raraka)
Partie du discours verbe passif
Explications en malgache Asiana zavatra milatsaka mikorotsaka eo amboniny: Rarafana ranovoahasina ny mpiangona [1.1]
Morphologie 
Présent : rarafana, rarafako, rarafanao, rarafany, rarafantsika, rarafanay, rarafanareo, rarafan', rarafan-, rarafam-, rarafa-
Passé : norarafana, norarafako, norarafanao, norarafany, norarafantsika, norarafanay, norarafanareo, norarafan', norarafan-, norarafam-, norarafa-
Futur : horarafana, horarafako, horarafanao, horarafany, horarafantsika, horarafanay, horarafanareo, horarafan', horarafan-, horarafam-, horarafa-
Impératif : rarafo
Autres orthographes 

Mis à jour le 2023/01/20