|
|
|
|

Entrée (1/2)1  raokandro
Mots élémentaires  2  raoka, andro
Partie du discours  3  nom
Explications en malgache  4  [1.1] Zavamaniry atao fanafody na tambavy alaina vao maraina, amin' ny andro vao miposaka
Explications en français  5  [1.196] (de raoka : action de râfler, de prendre à pleine main ; et andro : bain). D'après Malzac : « Herbes ou feuilles quelconques que l'on prend au plus vite pour faire un remède ». En réalité, herbes communes avec lesquelles on fait des bains de vapeurs.
Exemples  6  Azo ampiasaina ho raokandro ny raviny, ny hodiny, ny vatany, ny fakany, ny voniny, ny voany. [2.117]
Vocabulaire  7  Botanique: plantes médicinales
Titres  8  Dikisioneran-kazo sy zavamaniry raokandro malagasy (Rason Gabriel)

Entrée (2/2)9  raok-andro
Mots élémentaires  10  raoka, andro
Partie du discours  11  nom
Explications en anglais  12  [1.2] The fetching of sand, etc., for working the Sikidy divination without regard to the lucky days.

Anagrammes  13  androrako, arokandro, raokandro, raok-andro

Mis à jour le 2024/10/14