Entrée | 1 rantsan-tanana |
Partie du discours | 2 nom |
Mots élémentaires | 3 rantsana, tanana |
Tous les mots composés |
|
Explications en malgache |
6 [1.1] [rantsanTAnana] Anarana ilazana ireo fisandrahaky ny tanana dimy, izay ampiasain' ny olombelona amin' ny fandraisan-javatra, dia ny ankibe, ny fanondro, ny fanondroadala, ny manarapoana ary ny ankikely [rantsanTAnana] ireo rantsana folo amin' ny tanana |
Explications en anglais |
7 [1.2, 1.7] the fingers |
Explications en français |
8 [1.8] les doigts 9 [1.13] doigt |
Exemples |
10 [2.445#] Ny vahiny sendra nandalo moa dia azo isaina amin' ny rantsantanana. 11 [2.357#] voavakivakiny madinika toy ny rantsantanana koa ny falafa anankiray tao amin' ny gorodona tao. |
Vocabulaire |
12 Biologie |
Analogues | 13 rantsantongotra |
Holonyme |
|
Méronymes |
|
Co-méronymes |
|
Mis à jour le 2025/08/10 |
![]() |