|
|
|
|

Entrée1  ankibe
Mots élémentaires  2 anky, 3 be
Partie du discours  4  nom
Explications en malgache  5 Ny rantsana lehibe indrindra amin' ny tanana na ny tongotra. [1.1]
Explications en français  6 le pouce. [1.3]
Exemples  7  Na nilefaka aza anefa izy, nasainy nanao taratasy misy filazalazana momba ahy ihany aho, sady nosoniavina io no nasiana lavotondro amin' ny ankibe anankiroa. [2.4#]
8  Ny anky Ny felatanana sy ny rantsana no entina mananky, manomboka amin' ny ankibe ka miafara amin' ny ankikely, ary ny fampiasana ny anky dia ny satroka, ny hatevenan-javatra. [2.436#]
Vocabulaire  9  Biologie
Autres orthographes  10 ankihibe
Synonymes  11 ankihibentanana
Holonyme 
Proverbes  13  Proverbes contenant ce mot

Anagrammes  14 ankibe, 15 kabine

Mis à jour le 2025/11/09