| Entrée | 1 rantsankazo |
| Mots élémentaires | 2 rantsana, 3 hazo |
| Partie du discours | 4 nom |
| Explications en malgache |
5 Fisampantsampanan' ny taho lehibebe izay misandrahaka indray kosa avy amin' ny vatan-kazo; sampaho mitondra ny voa.
[1.1] [rantsan-kazo] 6 ny sampan' ny hazo maniry. [1.1] |
| Explications en anglais |
[rantsan-kazo]
7 The branch of a tree..
[1.2] |
| Explications en français |
8 branches d'un arbre.
[1.196] |
| Exemples |
9 ary hazo hatao tsatòka sy rantsankazo (kirihitra) no entin'ny olona isam pokon' olona isan andro.
[2.59]
10 Mitondra rantsankazo misy raviny izy ireo, ka afatopatony amin' io ny torotorom-bola (songerim-bola) araka ny mahazatra azy. [2.245] |
| Vocabulaire | 11 Botanique: (en général) |
| Holonyme |
|
| Co-méronymes |
|
| Mis à jour le 2025/11/09 |
|