|
|
|
|

Entrée1  ranovisy
Mots élémentaires  2 rano, 3 Visy
Partie du discours  4  nom
Explications en malgache  5 Rano miboiboika avy any anaty tany manasitrana aretina sasantsasany toy ny aretin' aty: Eto Madagasikara, dia ao Antsirabe no misy ranovisy. [1.1]
Exemples  6  ny rano mafana filomana, ny rano visy fisotro. [2.59#339]
7  Hanara-dohasaha any anatin'ny vondrona sy ny ranovisy any ny roa lahy amintsika, ndrao misy misitrika any ny zaza amim-behivavy, fa ny roa lahy kosa hanaraka ny tanety, ka hitazana izay alehan'ny olona. [2.324]
Vocabulaire  8  Santé
Autres orthographes  9 rano visy

Anagrammes  10 ranovisy, 11 vosirina

Mis à jour le 2025/11/02