Entrée ranovelona (rano, velona)
Partie du discours nom
Définition malgache Metaly ranony ka mihanankanana toy ny menaka ary fampiasa indrindra hanaovana fitaovana fitsapana hafanana [Rajemisa 1985]
Citations 

Entrée rano velona (rano, velona)
Partie du discours expression
Définition malgache rano mikoriana; loharano avy any an-kavoana ary miboika ao amin' ny vody tendrombohitra ka mikoriana manondraka ny lohasaha [Rajemisa 1985]
Définition anglaise Running water conducted by a channel to another place, artificial irrigation [Richardson 1885]

2012/04/23