|
|
|
|

Entrée1  ranona
Mots élémentaires  2  ry, anona
Partie du discours  3  pronom
Explications en malgache  4  Ilazana olona tenenina izay tsy tsaroana eo no ho eo ny anarany: Andeha antsoy Ranona, ry Koto a ~ Asaivo mankaty Ranona
5  lantsoana na anondroana olona itenenana, saingy fanaon' ny samy vehivavy na lehilahy sy vehivavy: Ranona ity koa mahasosotra ~ Aoka re, Ranona, fa mahaketraka izany zaoatra lazainao
6  Teny ifampiantsoan' ny samy vehivavy rehefa miresaka, na ilazany olona tsy tiana hotononina ny anarany na hadinony tsy tonga ao am-bavany: Tsy hitandRanona angaha ilay olona teto anikeheo? ~ Ranona atsy avaratra no nandrenesako an' izany [1.1]
Explications en anglais  7  Mister So-and-so [1.2]
8  what's-his-name [1.7]
Explications en français  9  Monsieur un tel [1.8]
Exemples  10  Tsy re intsony ny hoe marary ranona na ranona ao an-tanàna, fa izay maty sisa no re. [2.472]
Autres orthographes  11  ianona, ianona
Mots composés 
Tableaux et planches  15  Tous les pronoms
16  Tous les pronoms

Mis à jour le 2023/08/12