Entrée anona
Partie du discours   pronom [liste]
Définition malgache   Teny enti-manambara zavatra tsy lazaina anarana (na tsy tiana holazaina na hadino): Nankaiza ny anoko teto? [Rajemisa 1985]
Définition anglaise   Mr. So-and-so [Richardson 1885]
   what-do-you-call-it; [Hallanger 1973]
Définition française   chose, ce qu'on n'exprime pas . [Hallanger 1974]
Dérivations  
Analogie   ranona

Entrée anona
Partie du discours   nom
Définition malgache   singa mpandray anjara amin'ny fahazoana vokatra iray [SLP: Voambolana]
Définition française   facteur [SLP: Voambolana]
Mots composés, titres, noms  

Entrée anona
Partie du discours   adjectif
Définition malgache   [Tambahoaka] vanona, tsara [Rakotosaona 1972]
   [Tanala] (añona) makadiry, tsara taiza, hendry (vory saina): Jaja tsy añona (zaza adala, tsy hendry, maditra) [Rakotosaona 1972]
Définition anglaise   arrived at maturity, perfect. (Prov.) [Richardson 1885]

Entrée anona
Partie du discours   nom
Définition malgache   [Betsileo] Omby antitra [Rajemisa 1985]

Entrée añona
Partie du discours   adverbe [liste]
Définition malgache   [Sihanaka] vanona [Rakotosaona 1972]

Mis à jour le 2012/01/18