Entrée ranomanitra
Mots élémentaires rano ; manitra
Partie du discours nom
Explications en malgache Rano amboarina amin' ny zavamaniry misy fofona mantra ka atao amin' ny akanjo na hanosorana ny tena [1.1]
Explications en anglais [ rano manitra ] Eau-de-Cologne or any other scent. [1.2]
 Perfume, toilet water [1.7]
Explications en français Parfum [1.8]
 Eaux de senteur ; le plus souvent aujourd'hui l'eau de Cologne du commerce [1.196]
Exemples 
1Amin' izay eo ny ranomanitra midofaka avy amin' ny faritra rehetra voakasik' ilay vehivavy. [2.4]
2Ho ampitomboiny akory ary ny fikasany ka hanampy ranomanitra sy menaka fanosotra sy mahamandimandina endrika izy. [2.470]
3Ho ampitomboiny akory ary ny fikasany ka hanampy ranomanitra sy menaka fanosotra sy mahamandimandina endrika izy. [2.470]
Mots composés 

Mis à jour le 2023/05/28