|
|
|
|

Entrée (1/2)1  ranofotsy
Mots élémentaires  2  rano, fotsy
Partie du discours  3  nom
Explications en malgache  4  Rano monina iray manalaka ka manjopiaka be rehefa tazanina. [1.1]
Explications en anglais  5  [rano fotsy] A word for riana
6  [rano fotsy] In Imerina it means the swollen waters covering the plains during the rainy season. [Provincial] [1.2]
Explications en français  7  [rano fotsy] une brillante nappe d'eau, au-dessus de laquelle rien ne paraît; se dit des rizières inondées [1.3]
Exemples  8  Tahaky ny ranofotsy no fitsinjovana azy, kanjo tsy rano tsy akory, fa ny fahamasinana amy ny fanjambana amy ny Kelimalaza: [2.48]

Entrée (2/2)9  Ranofotsy
Mots élémentaires  10  rano, fotsy
Partie du discours  11  nom propre (toponyme) [Liste complète]
Vocabulaire  12  Géographie: agglomérations

Anagrammes  13  nafositro, ranofotsy, Ranofotsy, tsoforany, tsofyrano, tsofy rano

Mis à jour le 2023/05/28