Entrée ranirany
Partie du discours Non spécifié
Définition malgache Toetran' ny zavatra lava sady matsilotsilo ny lohany, na toetran' ny taolana mitrikitriky eny amin' ny tava na tratra [Rajemisa 1985]
Définition anglaise Comp ranitra [Richardson 1885]
Dérivations 

Mis à jour le 2020/07/31