Entrée ranga maso
Mots élémentaires ranga ; maso
Partie du discours locution
Explications en malgache Enti-manondro ny maso kaodikaody [1.1]
Explications en français Qui lève les yeux, qui a le regard craintif [1.3]
Exemples Nony nosokafana ireo kalesy izay nogadrana tany am-piaingana, hita ireo velona ranga maso, nivandravandra, nifangaro amin' ny fatin' ireo namany izay vatana rotidrotika, loha sy sampana torotoro sisa; [2.472]
Synonymes ranga sofina

Anagrammes 

Mis à jour le 2023/08/07