| Entrée | 1 ranga maso | 
| Mots élémentaires | 2 ranga, 3 maso | 
| Partie du discours | 4 locution | 
| Explications en malgache | 5   enti-manondro ny maso kaodikaody [1.1] | 
| Explications en français | 6   qui lève les yeux, qui a le regard craintif [1.3#507] | 
| Exemples | 7   Nony nosokafana ireo kalesy izay nogadrana tany am-piaingana, hita ireo velona ranga maso, nivandravandra, nifangaro amin' ny fatin' ireo namany izay vatana rotidrotika, loha sy sampana torotoro sisa;
[2.472] | 
| Synonymes | 8 ranga sofina | 
| Anagrammes | 9 ngara maso, 10 ranga maso | 
| Mis à jour le 2025/09/12 |   |