|
|
|
|

Entrée1  ranga maso
Partie du discours  2  locution
Explications en malgache  3  enti-manondro ny maso kaodikaody [1.1]
Explications en français  4  qui lève les yeux, qui a le regard craintif [1.3#507]
Exemples  5  Nony nosokafana ireo kalesy izay nogadrana tany am-piaingana, hita ireo velona ranga maso, nivandravandra, nifangaro amin' ny fatin' ireo namany izay vatana rotidrotika, loha sy sampana torotoro sisa; [2.472]
Synonymes  6  ranga sofina
Mots élémentaires  7  ranga, maso

Anagrammes  8  ngara maso, ranga maso

Mis à jour le 2023/08/07