|
|
|
|

Entrée (1/2)1  randrana
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3  volon-doha [Tambahoaka] [1.78]
4  Fanamboarana ny volo lava ho misy ampehezany telo avy, izay ampidipidirina ho toy ny kofehy, ka ireo indray dia ampifamatorina hanana endrika samihafa araka ny karazany tiana hatao: randra-madinika, randran-telo an' ila... na randranampanga, randravonkalana
5  Karazan-drandrana sy taovolo hita amin' ny foko sasantsasany:
6  Antaimoro: lafitr' akondro, ny telo an-kila, tsitombotomboka, vakimanasa
7  Betsileo: bango, bango anakova, bango tsotra, kiary, kifetriposa, kifehaka, kihohoka, kilafitsotsy, kilafahonofotsy, kilavoahibary, kipetaka, kirazorazo, kisabokisiny, kisahondra, kitelo, kidimy, kifito, kifolo an' ila, kitokandalana, kivona, randrana tsotra, randranketsa, rasaraka, tadimpintana, tototsongo, valalamihoatra, vombory, tsaramaha, vonkavia, volo misaona
8  Merina: bango ankatoka, difisesy, kirozaroza, lakolosy, lambomiditra, randramadinika, tananivoho [1.1]
Explications en anglais  9  a plait, a tress of hair. [1.2]
10  a braid [1.7]
Explications en français  11  entrelacement de trois, six, huit fils, cordes, cheveux; tresse des cheveux
12  arrangement des paroles [1.3]
13  tresse [1.8]
Exemples  14  amin' izato lohany tohizan' ny taovolo midaboka an-damosina natao randrana goragora. [2.470]
Vocabulaire  15  Coiffures
Dérivés 
16  Verbes actifs :
17  Verbes passifs :
18  Verbes relatifs :
19  Noms :
20  Adjectifs :
Mots composés 
Phytonymes 

Entrée (2/2)42  randrana
Partie du discours  43  nom
Explications en français  44  plante aquatique à tubercules [1.3]
45  [Merina] [1.196]
Vocabulaire  46  Botanique

Anagrammes  47  ndranara, randrana

Mis à jour le 2023/07/22