Entrée (1/2) | 1 ramose |
Partie du discours | 2 nom |
Explications en malgache |
3 Teny iantsoana ampanajana ny lehilahy: Mose Rabeloha. Ny hoe Ramose dia mazàna atokana ho an' ny mpampianatra: Iny mandalo iny Ramose, hoy Ikoto, fa andeha aho handray tanana azy [1.1] |
Exemples |
4 Mba faly amin' ialahy ve ramose? [2.472] 5 Fantatry ramose Laborde izany, koa nividy omby be dia be izy, novesarany vary, mangahazo, mofo, lafarina, &, avokoa. [2.48] |
Vocabulaire |
6 Etiquette |
Titres |
|
Entrée (2/2) | 8 Ramose |
Mots élémentaires | 9 ramose |
Partie du discours | 10 nom propre (titre de livre) |
Auteur |
11 Ratsifandrihamanana Clarisse |
Editions |
12 Librairie Mixte, 2006. Pages: 255 |
Texte | 13 |
Anagrammes | 14 mosare, Ramose, ramose, serôma, somare, mosare, Ramose, ramose, serôma, somare |
Mis à jour le 2023/10/21 |