| Entrée (1/2) | 1 ramose |
| Partie du discours | 2 nom |
| Explications en malgache |
3 Teny iantsoana ampanajana ny lehilahy: Mose Rabeloha. Ny hoe Ramose dia mazàna atokana ho an' ny mpampianatra: Iny mandalo iny Ramose, hoy Ikoto, fa andeha aho handray tanana azy
[1.1] |
| Exemples |
4 Mba faly amin' ialahy ve ramose?
[2.472]
5 Fantatry ramose Laborde izany, koa nividy omby be dia be izy, novesarany vary, mangahazo, mofo, lafarina, &, avokoa. [2.48] |
| Vocabulaire | 6 Etiquette |
| Synonymes | 7 mose |
| Entrée (2/2) | 8 Ramose |
| Mots élémentaires | 9 ramose |
| Partie du discours | 10 nom propre (titre de livre) [Liste complète] |
| Auteur |
11 Ratsifandrihamanana Clarisse |
| Editions |
12 Librairie Mixte. 2006. Pages: 255. |
| Texte | 13 |
| Anagrammes | 14 mosare, 15 Mosera, 16 Ramose, ramose, 17 serôma, 18 somare, 19 Somera |
| Mis à jour le 2025/11/17 |
|