Entrée ra mandriaka
Mots élémentaires ra ; mandriaka
Partie du discours locution
Explications en malgache Enti-milaza fahafatesan' olona izaitratra noho ny ady: Nisy ra nandriaka, tamin' ny ady lehibe farany tao [1.1]
Exemples " Raha mandà ny fangatahany tany ianareo, hiverina indray ireny ra mandriaka tamin' ny tabataba ireny". [2.472]

Mis à jour le 2023/04/16