Entrée mandriaka (riaka)
Partie du discours adjectif
Définition malgache Latsaka be dia be (rano): Nandriaka ny ranonorana tamin' ny asabotsy hariva
¶ Mikoriana be dia be: Nandriaka ny ranomasony tamin' ny nahafatesan-dreniny. [Rajemisa 1985]
Définition anglaise to flow as a torrent, to flow in abundance [Hallanger 1973]
Définition française couler par torrents, couler en abondance [Hallanger 1974]
Mots composés, titres, noms 
Citations 

2012/05/24