Entrée rainazy
Mots élémentaires ray ; azy
Partie du discours adjectif
Explications en malgache Enti-milaza olona morainy, manaraka ambokony izay lazaina azy, ka izay asaina ataony, ataony, ary izay angatahina aminy, omeny [1.1]
Explications en anglais Yielding implicity, of an easy disposition. Rainazibe is also used. [1.2]
 Of an easy-going disposition [1.7]
Explications en français Qui a le caractère doux, indulgent [1.8]
Exemples Rainazy hoy Ilanja
ka ny omby kely
no afahan-drafozana
[2.131]
Mots composés 
Proverbes 

Anagrammes 

Mis à jour le 2023/08/16