Entrée rainazy (ray, azy)
Partie du discours adjectif
Définition malgache Enti-milaza olona morainy, manaraka ambokony izay lazaina azy, ka izay asaina ataony, ataony, ary izay angatahina aminy, omeny [Rajemisa 1985]
Définition anglaise Yielding implicity, of an easy disposition. Rainazibe is also used. [Richardson 1885]
 of an easy-going disposition [Hallanger 1973]
Définition française qui a le caractère doux, indulgent [Hallanger 1974]
Mots composés, titres, noms 
Exemples Rainazy hoy Ilanja
ka ny omby kely
no afahandrafozana
[Fox: Hainteny, numéro 388]
Citations 

2013/06/05