|
|
|
|

Entrée1 raikipohy
Mots élémentaires  2raikitra, 3fohy
Partie du discours  4 nom
Explications en malgache  5 Fanafohezana amin' ny teny fohy na hentitra ny andinindinin' ny fikajiana halavana... ohatra ny halavan' ny manodidina ny faribolana dia voalazan' ny raikipohy amin' ny teny frantsay hoe 2πR [1.1]
6 sora-pohy itadidiana zavatra [1.13]
Explications en français  7 formule [1.13]

Mis à jour le 2025/10/11