|
|
|
|

Entrée1  raiki-tahotra
Partie du discours  2  locution
Explications en malgache  3  feno horohoro, azon'ny tahotra sy ny horohoro mafy [1.1]
Explications en anglais  4  Stuck with fear [1.2]5  frightened, terrified [1.7]
Explications en français  6  épouvanté [1.5]
Exemples  7  Nivarahontsana sy raiki-tahotra foana teo Rasoa nandre ny fandrahonan-janany azy. [2.470]
Mots élémentaires  8  raikitra, tahotra

Mis à jour le 2023/06/12