|
|
|
|

Entrée1 raiki-tahotra
Mots élémentaires  2raikitra, 3tahotra
Partie du discours  4 locution
Explications en malgache  5 feno horohoro, azon'ny tahotra sy ny horohoro mafy [1.1]
Explications en anglais  6 Stuck with fear [1.2]
7 frightened, terrified [1.7]
Explications en français  8 saisi par la peur, tremblant de peur [1.3]
9 épouvanté [1.5]
Exemples  10 Nivarahontsana sy raiki-tahotra foana teo Rasoa nandre ny fandrahonan-janany azy. [2.470]

Mis à jour le 2025/09/12