|
|
|
|

Entrée1  raha vao
Mots élémentaires  2 raha, 3 vao
Partie du discours  4  locution
Explications en malgache  5 Mitarika fehezankevitra milaza fotoana hentitra: Raha vao maneno ny lakolosy, dia tsy maintsy miditra ny mpianatra. [1.1]
Exemples  6  Ilezo ihany no nanontaniako, raha vao tonga aho [2.324]

Anagrammes  7 aravaho, 8 arovaha, 9 raha vao

Mis à jour le 2025/09/12