Entrée | 1 raha tany |
Mots élémentaires | 2 raha, tany |
Partie du discours | 3 locution |
Explications en malgache |
4 toy ny raha tsotra ihany, saingy manantitrantitra kokoa ny fisian' ilay fepetra: Raha tany mihira ianao, dia homeko vola [1.1#807] |
Explications en français |
5 si par hasard, supposé que, dans le cas où [1.3#499] |
Exemples |
6 raha tany misy hotsaka, misy sahona [2.69#247] 7 Tsy maninona, raha tany manta, feno herana sy tsilo, ilay tany [2.472#150] |
Autres orthographes | 8 rahatahinyka |
Anagrammes | 9 ahiratan, haatrany, haiñatra, hanaitra, hanitara, haratany, hatarany, hianatra, hiataran, hiatrana, hitarana, iharatan, itrahana, nahatray, nahirata, niharata, raha tany, tanarahi, taranahi |
Mis à jour le 2023/05/27 |