|
|
|
|

Entrée1  Radama I
Mots élémentaires  2  Radama, I
Partie du discours  3  nom propre (anthroponyme) [Liste complète]
Explications en malgache  4  Radama I (±1793-1828, manjaka 1810-1828)
5  Valo ambin' ny folo taona Radama fony nanombaka nanjaka nandimby an-drainy ary nanjaka 18 taona. Na dia kelikely ray aza dia tsara toe-batana, maherihery maso, mavitribitrika ary nahagaga ny hakingan-tsainy nahaforonany eo ho eo ny zava-kendreny. Nisy Temoro roa lahy nampianatra azy nanoratra tamin' ny litera arabo. Ratsilikanina sy Andriamahazonoro no anaran' ireo Temoro nohafaran' Andrianampoinimerina hitaiza an-dRadama. ... [2.113]
Exemples  6  Niamboho tamin' ny 27 jolay 1828 Radama I. [2.508#508]
7  Nanao fanekena Radama sy ny Govememanta Englisy. [2.113#93]
Vocabulaire  8  Histoire: personnages
Titres  9  Kabary nataon-dRadama I ()
10  Ny isan-jato sy isan' arivo nanisan-dRadama I, Mpanjaka tamin' Imerina Ambanilanitra (Rainianjanoro)
11  Voyage à la Capitale du Roi Radama (Copalle André)
Illustrations 
12 

Anagrammes  13  amadira, Radama I

Mis à jour le 2023/11/20